auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-02 23:32:12 -05:00 committed by root
parent e472fc5b9f
commit 03c9b9d30a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nisy mpirahalahy fito. Nagnambady gne voalohany ary maty avy teo. Lasa tsy nametraky taranaky, napetrany hoa an'gne rahalahiny gne vadiny. Avy teo da nagnano raha mitovy amin'izà evakoa gne faharoy, avy teo gne fahatelo, mitovy amin'izà hatrany amè rahalahy fahafito. Tafandreo agnaby, da maty ilay vehivavy. Ary amè fitsanganan'gne maty, ho vadin'ia a
\v 25 \v 26 \v 27 \v 28 Nisy mpirahalahy fito. Nagnambady gne voalohany ary maty avy teo. Lasa tsy nametraky taranaky, napetrany hoa an'gne rahalahiny gne vadiny. Avy teo da nagnano raha mitovy amin'izà evakoa gne faharoy, avy teo gne fahatelo, mitovy amin'izà hatrany amè rahalahy fahafito. Tafandreo agnaby, da maty ilay vehivavy. Ary amè fitsanganan'gne maty, ho vadin'ia amindreo mpirahalahy fito izy? Fa efa vadiny teo aby indreo fito mirahalahy ireo."