auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-01 00:09:42 -05:00 committed by root
parent e0c09a3cb5
commit 01247bbe88
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ho anigne tsy mandray anareo na tsy miteno gne zakanareo, da ahitsagno gne vovoky amigne tombokareo, rehefa miala am'izà tragno na tanà-zakabe izà enareo. Zakaiko marigny aminareo, fa ho moramora gne anigne tanin'i Sodoma sy Gomoro amign'andro fitsarana noho izà tana-zakabe izà.
\v 14 Ho anigne tsy mandray anareo na tsy miteno gne zakanareo, da ahitsagno gne vovoky amigne tombokareo, rehefa miala am'izà tragno na tanà-zakabe izà enareo. \v 15 Zakaiko marigny aminareo, fa ho moramora gne anigne tanin'i Sodoma sy Gomoro amign'andro fitsarana noho izà tana-zakabe izà.