tkg_mat_text_reg/25/24.txt

1 line
259 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-04 08:10:01 +00:00
Avy teo ilay mpagnompo izay naharay talenta raiky nagnato sady nizàka hoe: " Tompoko, fantatro fa lehilahy sarotiny anao. Mijinja eny amin'izay tsy namafazanao anao, gne sady manangom-bokatry eny amin'izay tsy nambolenao. Nalia iao, ka nandeha ary nagnafigny