tkg_mat_text_reg/25/41.txt

1 line
418 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-04 08:10:01 +00:00
\v 41 Ary agnambara amindreo izay eo ankaviany hoe: ' Mishità Anah, Anareo izay voahozony, ho any amè afo mibalaky mandrakizay izay efa voahomany hoa an'gne devoly sy ireo anjeliny, \v 42 satria mosarè Iao, fa tsy nomenareo sakafo; ta-hindragno Iao, fa tsy nomenareo hindragno; \v 43 nivahiny Iao, fa tsy nampandrosoinareo; nikozy Iao, nefa tsy nampitafianareo; narary sy tao am-ponja Iao, fa tsy nokarakarainareo.'