tkg_mat_text_reg/25/28.txt

1 line
389 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-04 08:10:01 +00:00
\v 28 Noho izà alaivo any aminy gne talenta ary omeo ho an'ilay mpagnompo izay managny talenta folo izà. \v 29 Fa izay rehetra managny da homegny maromaro kokoa - mihoatry lavitry aza. Fa ho an'ireo izay tsy mana na ino na ino kosa, na izay anagnany aza da ho esory aminy. \v 30 Ario any amè mizy any ivelany gne mpagnompo tsy mendriky, any gne misy gne fitomania sy gne fikitroha-nify.