2020-02-03 11:26:03 +00:00
|
|
|
\v 43 Natoky an'Andriamanitry Izy, apetray Andriamanitry hamonjy Anazy etoa, raha mankasitraky gne hanafaky Anazy Andriamanitry. Fa na Izy ary da nizàka hoe: " Iao gne Zanak'Andriamanitry." \v 44 Mitovy amin'izà koa ireo jiolahy izay nafantsia niaraky taminy nizàka fanevateva taminy evakoa.
|