2020-02-02 07:14:20 +00:00
|
|
|
Ary nisy Fariseo nagnato anazy, da nangala fagnà anazy hoe;" Mahazo misaotry gne vadiny gne lehilahy noho izay rehetra indesiny iampangany anazy na ino na ino? Ary izy namaly ka nizàka hoe: " Tsy mbola novakinareo gne teny, fa gne nahary anazy tamè voalohany da nahary anazy ho lahy sy viavy
|