tkg_mat_text_reg/16/24.txt

1 line
422 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-23 12:37:04 +00:00
\v 24 Avy teo Jesosy nizaka tamindreo mpianatriny hoe: ''Raha misy ta-hagnaraky Enahy da tsy maintsy mandà gne tegnany izy,hinday gnazofizalia, ary magnaraky Enah. \v 25 Fa na ia na ia te-hamonjy gn'ainy da hahavery anazy, ary na ia na ia no hahavery gn'ainy avy aminaha,da hahazo enizà. \v 26 Fa ino moa gne tsara ho azonè gn'olo raha mahazo enizao tontolo izao kanefa very gn'ainy? Ino omegn'olo ho takalonè gn'ainy?