tkg_mat_text_reg/09/29.txt

1 line
351 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-01 05:09:42 +00:00
\v 29 Avy teo nokasihan'i Jesosy gne masondreo ary nizaka hoe: ''Ho tanteraka aminareo araka gne finoanareo izà,'' \v 30 ary nahiratry gne masondreo. Avy eo Jesosy nandidy mafy andreo ary nizaka hoe: ''Oka mba tsy hisy olo hahafantatry gne momba an'izao.'' \v 31 Fa nandeha izy roy lahy ka nampiely gne vaovao momba izà nagneragny izà faritry izà.