tkg_mat_text_reg/09/18.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 17:21:04 +00:00
\v 18 Raha mbola nizaka ireo zavatry ireo tamindreo Jesosy, da igny, nisy manam-pahefa raiky tonga da nandohaliky teo Aminazy. Nizaka izy hoe: ''Maty amin'izao fotoa izao gne zanako viavy, fa mevia ary apetraho eo aminazy gne tagnanao, da ho velo izy.''\v 19 Avy eo nitsanga Jesosy ary nagnaraky anazy, da nagnano akoizà koa ireo mpianany.