2020-01-30 04:28:55 +00:00
|
|
|
Tsy gn'olo aby izay mizaka aminah hoe: 'Tompo, Tompo,' da hiditry gne fanjakany gne lagnitry, fa gne magnano gne sitrampony gne Raiko izay agny an-dagnitry evao. Maro gn'olo hizaka aminah amin'izà andro izà hoe: ' Tompo, Tompo, tsy efa naminany tamigne agnaranao me iahay, tsy efa namoky devoly tamign'agnaranao, ary nagnano asa zakabe tamign'agnaranao? Avy eo Iaho agnambara amindreo ampahibemaso hoe: ' Tsy nahafantatry anareo mihitsy Iaho! Melà lavitry Anaha, ry mpagnano ratsy!
|