tkg_mat_text_reg/25/14.txt

1 line
486 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-04 08:10:01 +00:00
\v 14 Fa izà da mitovy amè lehilahy raiky izay handeha ho any amè firenen-kafa. Nangaiky gne mpagnompony izy ka nampitantany andreo gne hareny. \v 15 Gneaiky tamindreo nomeny talenta dimy, gne raiky hafa nomeny roy, ary gne raiky hafa kosa da nomeny telenta raiky. Gne tsirairay da samy nandray gne talenta araka izay fahaizany avy, ary nandeha tamè diany izany lehilahy izany. \v 16 Gne raiky nanagny talenta dimy da nihainga teo noho eo ka nampiasa andreo ary nahazo talenta hafa.