tkg_mat_text_reg/23/25.txt

1 line
298 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-04 02:01:15 +00:00
\v 25 Loza hoa anareo, ry mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsarambelatsy! Fa diovinareo gne hivalan'gne kapôky sy gne lasety, nefa gn'agnatiny da feno fitsiriritany sy filàgny. \v 26 Anareo Fariseo jamba! Diovy aloha gne ao agnatin'gne kapôky sy gne lasety, mba ho lasa madio evakoa gne ivelany.