2020-02-24 08:07:30 +00:00
|
|
|
\v 3 Fa Jesosy nizaka andreo hoe: ''mbola tsy novakinareo me gne raha nanin'i Davida, rehefa mosarè izy, sy gne lelahy niaraky taminazy aby? \v 4 Niditry tao amigne tragnè Zagnahary izy ary nihina gne mofo fanatrehena, izay tsy ara-dalàgna ho anazy raha haniny ary tsy ara-dalàgna ho an'ireo izay niaraky taminazy, nefa ara-dalàgna ho anigne lohanè mpisorona raiky evao.
|