tkg_luk_text_reg/19/43.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 43 Fa ho avy aminao ireo andro, izay hanangananè fahavalonao tovon-tany magnodidy anao, ary hagnodidy anao, ary hanery anao amigne lafiny rehetra. \v 44 Indreo da handavo anao amigne tany miaraky amigne zanakao. Tsy hagnambela ndre da vato raiky mifapipitiky aza indreo.