tkg_luk_text_reg/22/49.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 49 Rehefa nahita gne zava-nitranga ireo izay nagnodidy an'i Jesosy, da nizaka indreo hoe: "Tompo, tokony hamely amign'antsy lava lela ve iahay? \v 50 Avy eo gne raiky tamindreo namaly gne mpanomponè mpisorona be, ary nnapaky gne sofiny akavana. \v 51 Jesosy nizaka hoe: "Ampy izay!" Nokasihiny gne sofiny, ary notsaboiny izy.