1 line
391 B
Plaintext
1 line
391 B
Plaintext
\v 41 Namaly i Jesosy hoe: «enareo tsy mpino sady taranaky ratsy fitondran-tena, hatram’gnovia gne tsy maintsy iarahako aminareo sy heretako indray aminareo? Indeso aty gne zanakao lah». \v 42 Laha nagnato ity zaza lah, da nahifike demonia tame tany izy ary napimia anazy. Fa i Jesosy da nizaka mafy gne fagna ratsy ary nitsabo en’izà zaza lelah zà, ary namerigny enazy tam’iabany. |