tkg_luk_text_reg/15/31.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 31 Hoy iabany taminazy se: «Anaky, enao gne miray amina matetiky, ary gne rahako aby da anao. \v 32 Kanefa rariny ho antsika gne mikora sy mifaly, satria io rahalahanao io da efa maty, ary ankehitriny da velo koa; very izy, ary ankehitriny da hita koa»».