tkg_luk_text_reg/01/18.txt

1 line
525 B
Plaintext
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 18 \v 19 \v 20 18 Ary I Zakaria da nizaka tamingne anjely hoe: « ino gnahafatarako enizà? Satria ià efa rangaha be ary gne vadiko da efa ragnavavy be evakoa». 19 Ary hoy gne anjely namaly sy nizaka taminazy se: « iaho i Gabriela, ilay mitsanga eo agnatrehanAndriamanitry.Ary niraha iaho mba hilaza aminao, hinday enizao vaovao tsara izao aminao. 20 Nefa ho moa ary tsy hahazaka mandra-pevisane gnandro hiboahanizà raha zà. Satria tsy mino gne zakako enao, izay ho tanteraky ame fotoa voafaritry».