1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 49 Rehefa nahita gne zava-nitranga ireo izay nagnodidy an'i Jesosy, da nizaka indreo hoe: "Tompo, tokony hamely amign'antsy lava lela ve iahay? \v 50 Avy eo gne raiky tamindreo namaly gne mpanomponè mpisorona be, ary nnapaky gne sofiny akavana. \v 51 Jesosy nizaka hoe: "Ampy izay!" Nokasihiny gne sofiny, ary notsaboiny izy. |