1 line
360 B
Plaintext
1 line
360 B
Plaintext
\v 7 Fa ia aminareo, gne mana mpanompo miasa tany na miamby ondry, ka hizaka aminazy laha avy latatonda izy hoe: “avia malaky aty ihina”?\v 8 Fa tsy hizaka aminazy mesa izy hoe: “hikarakaray raha hoany agny rô ià, ka hiseo hetry magnodidy gn’akanjonareo da manompoa enah mandrapahalanine haniko sy gne finomako da avy eo enao mihinana sy minoma”? |