1 line
513 B
Plaintext
1 line
513 B
Plaintext
\v 1 Ary tafara kidin’izà da nanomboky nitety tanà sy vohotry samihafa i Jesosy, nitory sy nagnambara gne filazà tsara mahakasiky gne fanjakan’Andriamanitry. Niray taminazy gne mpianatriny roy amby folo lahy, \v 2 Akoigne viavy sasany izay janga tame fagna ratsy sy tam’gn’arety: i Maria izay nantsoy hoe Magdalena, izay efa nagnajotsoa demonia fito; \v 3 i Johana, vadin’i Koza, izay mpitan-draharan’i Heroda, ary i Sosana; sy gne maro afa, izay tame fanagnandreo, da nagnome en’izay nilaindreo. |