1 line
441 B
Plaintext
1 line
441 B
Plaintext
\v 18 Gne mpianatr’i Jaona da nizaka taminazy gne mikasiky enio raha io. \v 19 da nagnaiky roy tame mpianatriny i Jaona ka nagniraky enazy ho agny am’Tompo ary hizaka hoe : «enao me gne ho avy sa ambola handigny hafa iahay ? ». \v 20 Ary laha nagnontany en’i Jesosy indreo da hoy ireo lelah hoe : « i Jaona mpagnano batisa gne nagniraky enay aty aminao hagnontany hoe « enao ve gne ho avy sa ambola misy tokony ho diasanay ? » ». |