1 line
388 B
Plaintext
1 line
388 B
Plaintext
\v 12 Da niboda izao tranga izao laha ambola tame raiky tame tanà maro tao i Jesosy, da nisy lelah boka raiky teo. Laha nahita an’i Jesosy izà da nandohaliky taminazy ary nangataky nagnano hoe: «Tompo, raha mba mety aminao, da diovo ià». \v 13 Ary da nagnatatry gne tagnany i Jesosy ary nikasiky enazy, nizaka hoe: «mety ià. Madiova». Teo no ho eo da niala taminazy gn’aboka. |