1 line
363 B
Plaintext
1 line
363 B
Plaintext
\v 64 Ary nindray tamzà da nivoa gne vavany ary nafaha gne lelany. Nizaka izy ary nidera gn’Andriamanitry. \v 65 Lasa natahatry aby gne magnodidy enazy. Ary niparitaky tame tanà abon’i Jodia gne zava-nitranga aby. \v 66 Ary da samby nandray tame fony aby gne nahare, ary nizaka hoe:’ho lasa ino sarô ity zaza ty?» Fa momba anazy gne tànan’ny Tompo. |