tkg_luk_text_reg/23/29.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 29 Fa igny, ho avy gn'andro izay hizakandreo hoe: ' Sambata ireo momba sy ireo troky tsy niteraky, ary gne nono izay tsy nampinono zaza.' \v 30 Ary da hanomoky hizaka amigne tendrombohitry indreo hoe: 'Milatsaha aminay,' ary amigne abo hoe: "Manakotry anay." \v 31 Fa raha magnano izà raha izà indreo raha mbola mentso gne hazo, ino gne hitranga rehefa maigny izà?"