tkg_luk_text_reg/22/35.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 35 Da nizaka tamindreo jesosy hoe: "Rehefa nandefa anareo tsy niaraky tamigne fagnisia vola, findesa vatsy, na kiraro Iaho, nisy raha tsy ampy anareo me?" Namaly indreo hoe: "Tsy nisy." \v 36 Da nizaka tamindreo Izy hoe: "Fa izao, izay mana fagnisiam-bola, angala an'izà, ndre fagnisia vatsy evako. Izay tsy mana sabatry da tokony hivarotry gne lambany ary hividy raiky.