tkg_luk_text_reg/20/34.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 34 Jesosy nizaka tamindreo hoe: "Gne zanak'izao tontolo izao da mampaka-bady sy ampiakary. \v 35 Fa ireo izay hita amizao andro izao fa mendriky gne handray gne fitsangana amigne maty da tsy hampa-bady na hampekary. \v 36 Tsy ho faty etsanaky indreo, satria mitovy amin'ireo anjely sy ireo zanak'Andriamanitry, izay zanaky gne fitsangana amigne maty.