tkg_luk_text_reg/23/13.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 13 Avy eo Pilato nangaiky gne lohanè mpisorona sy gne mpanapaky ary gne vahoky maro niaraky, \v 14 ary nizaka tamindreo hoe: "Nindesinareo taminaha tetoa ity lelahy ity akoigne lelahy izay mitariky gn'olo hagnao ratsy, ary iteo, iaho, raha nametra-pagnotania taminazy teo anoloanareo, da tsy mahita fahadisoa am'ity lelahy ity mahakasiky gne raha izay hiapanganareo Enazy.