1 line
444 B
Plaintext
1 line
444 B
Plaintext
\v 6 I Jesosy da nandray ohatry hoe: « nisy olo nana hazon’aviavy raiky nambolena tame tany fambole gne voalobokiny ary avy izy ary nizaha voankazo teo aminazy nefa tsy nahita n’ino n’ino. \v 7 Iza lelah za da nizaka tame mpagnano zariday hoe: «Eka, avy tetoa ià nandritry gne telo taona ary niezaky nitadia isiny tamin’ity hazo aviavy ty nefa da tsy nahita. Tapay agny io. Ino gnambola agnapetraha an’io eo, manimba tany evao? ». |