tkg_luk_text_reg/23/36.txt

1 line
233 B
Plaintext

\v 36 Gne maramila koa da nangala daraka anazy, nagnato Anazy, nagnome Enazy vinangitra, \v 37 ary nizaka hoe: "Raha mpanjakane Jiosy Enao, vonjeo gne tegnanao." \v 38 Nisy famantara evakoa tamboniny hoe: "Ity gne mpanjakan'i Jiosy."