tkg_luk_text_reg/19/29.txt

1 line
430 B
Plaintext

\v 29 Ary rehefa avy teo akeken'i Betifaga sy Betania Izy, tamigne tendrombohitry angia hoe Oliva, da nagniraky gne roy tamigne mpianatriny Izy, \v 30 nizaka hoe: "Mandehana agny amigne tanà magnaraky. Rehefa miditry enareo, da hahita zanak'apondra raiky mbola tsy mipitian'olo mihitsy. Vahao izà da indeso aty aminahy. \v 31 Raha misy magnotany anareo hoe: 'Nagnino no vahanareo io? da zakay hoe: 'Misy ilànigne Tompo enazy.'