tkg_luk_text_reg/19/13.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 13 Nangaiky folo lahy tamigne mpanompony izy, ary nagnomè farantsa folo andreo, ary nizaka tamindreo hoe: 'Magnanoa raharaham-barotry mandra-piveregnako." \v 14 Kanefa gne vahoky nalaigny enazy ary nandefa solontegna nagnaraky anazy, nizaka hoe: 'Tsy ilainay gne hanjakan'io lelahy io aminay eto.' \v 15 Ary rehefa nipody koa izy, avy nandray gne fanjaka, da nandidy gne mpanompony izay nomeny vola mba ho aminazy izy, mba hahafantarany gne tombony azondreo tamigne fagnanoa raharaham-barotry.