tkg_luk_text_reg/22/10.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 10 Namaly andreo Izy hoe: "tenomo, rehefa miditry gne tanà enareo, da hisy lelahy raiky minday tavoangin-drano hifakanendriky aminareo. Magnarà anazy agny amigne tragno izay idirany. \v 11 Da zakay gne tompon-tragno hoe: 'gne Ramosè mizaka aminao hoe: "aia gn'efitragno fandresam-bahiny, izay hihinanako gne sakafonè Paska miaraky amigne mpianatriko?"