1 line
375 B
Plaintext
1 line
375 B
Plaintext
\v 27 Fantaro gne fagniriane vonin-kazo, tsy miasa na mamoly indreo. Kanefa zakaiko aminareo, na Solomona tame voninahitriny aby tsy mba nisiky ako gne raiky tamindreo. \v 28 Raha napisikinin’Andriamanitry mitovy am’zà gn’ahatry an-tany, izay eo androany, na gnomaray da aria agnaty fata, akoignaia gn’apitafiany anareo mihôtry lavitry noho izà, enareo kidy finoa! |