\v 23 Fa Jesosy da nahatakatry gne hafetsehandreo, ary nizaka tamindreo hoe: \v 24 "Mampisehoa denaria raiky Aminahy. An'ia io sary sy agnara io aminazy io?" Nizaka indreo hoe: "An'i Kaisara."