tkg_luk_text_reg/22/61.txt

1 line
202 B
Plaintext

\v 61 Nidodoky, gne Tompo nagnety an'i Petera, ary Petera nahatsiaro gne zaka taminazy hoe: "alohanign'agnenoany gn'akoho da andà Enahy intelo enao." \v 62 Nivoky tagny ivelany Petera ary motagny mafy.