tkg_luk_text_reg/22/07.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 7 Avy gn'andronè mofo tsy misy masirasira, izay tsy maintsy hagnanoa sorogny gne zanak'ondry ny gne Paska. \v 8 Jesosy nagniraky an'i Petera sy Jaona, milaza hoe: "Mandehana ary homagno antsika gne sakafonè Paska, mba hahafantsika mihina enizà." \v 9 Indreo nagnotany Anazy hoe: "Aia gne tianao hagnanoanay gne fagnomagna?"