1 line
422 B
Plaintext
1 line
422 B
Plaintext
\v 1 Tamin’izà andro zà, nisy olo sasany teo nizaka taminazy gne momba gne Galiliana izay gne ràndreo gne nafangaron’i Pilato tame sorogny manoka. \v 2 Namaly i Jesosy ary nizaka tamindreo hoe: «Izy mesa kô, enareo da mieritreritry fa io Galiliana io da mpanota mihôtry gne Galiliana hafa aby satria nijaly akoizà? \v 3 Diso, ià gne mizaka anareo. Fa raha tsy mibebaky enareo, enareo aby da ho faty akoiza aby. |