tkg_luk_text_reg/10/25.txt

1 line
570 B
Plaintext
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

\v 25 Da nisy mpampianatry gne lalàne Jiosy raiky nitsanga mba hitsapa anazy, ka nizaka hoe: «Mpampianatry o, ino gne tsy mentsy haniko mba handova gne fiaina mandrakizay? ». \v 26 I Jesosy nizaka taminazy hoe: «ino gne voasoratry ao ame lalàna? akoingaia gne famakianao eniza ?» \v 27 Nagnome valinteny izy da nizaka hoe: «Tiavo gne Tompo Andriamanitrao ame fonao aby, ame fagnahanao aby, ame gnherinao aby, ary ame fisaignanao aby, ary gne namanao mitovy aminao». \v 28 I Jesosy nizaka taminazy hoe: «marigny gne valiteninao. Amboaro iza da ho velo enao».