This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.
\v 49 I Jaona da namaly hoe: «Tompo o! nahita olo raiky iahay nangala demonia tam’gnagnaranao da noraranay izy, satria izy tsy mindray dia aminay». \v 50 «ka rarà izy», hoy Jesosy, «satria izay tsy manohitry enareo da magnaraky enareo».