tkg_luk_text_reg/21/05.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 5 Raha nisy maro niresakay gne momba gne tempoly, fa voravaky vato tsara endriky sy rakitry izà, da hoy Izy hoe: \v 6 "Fa gn'am'ireo raha itanareo ireo, mbola ho avy gn'andro izay tsy hisy na vato raiky hijanogny amigne hafa ka tsy ho ravay."