1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 7 Avy gn'andronè mofo tsy misy masirasira, izay tsy maintsy hagnanoa sorogny gne zanak'ondry ny gne Paska. \v 8 Jesosy nagniraky an'i Petera sy Jaona, milaza hoe: "mandehana ary homagno antsika gne sakafonè Paska, mba hahafantsika mihina enizà." \v 9 Indreo nagnotany Anazy hoe: "aia gne tianao hagnanoanay gne fagnomagna?" |