|
\v 16 Avy talohany teo gne volohany, nizako hoe: 'Tompo, gne farantsanao da nahazo farantsa folo mihotry.' \v 17 Nizaka anazy gne tandapa hoe: 'tsara izà, ry mpanompo tsara. Noho enao natoky tamigne kidy da kidy, da hana mpahefa amigne tanà folo enao.' |