1 line
490 B
Plaintext
1 line
490 B
Plaintext
\v 24 Avy teo da nagnato en’i Jesosy gne mpianatriny ary namoha anazy sady nagnano hoe: «Tompo ô! Tompo ô! Ho faty itsika! » Ary nifoha Izy ary nizaka mafy gne rivotry sy gne rano magnoza, ary da nijano iza ary da nilamy indreo. \v 25 Ary nizaka tamindreo Izy hoe: «aia gne finoanareo? » ary natahatry mafy indreo. Ary natahatry sady da gaga evakoa indreo, ary nifametraky fagnontania hoe: «Ia me Ity io, gn’afaky mandidy gne rivotry sy gne rano, ary da magneky Enazy aby iza? » |