1 line
361 B
Plaintext
1 line
361 B
Plaintext
\v 22 I Jesosy da nandeha nitety gne tanà sy gne vohitry tsikiraikiraiky tame làla ho agny Jerosalema ary nampianatry endreo. \v 23 Nisy raiky nizaka taminazy hoe: «Tompo, kidy me gn’olo ho vonje? » ary hoy izy tamindreo se: \v 24 «media gne hiditry ame varangara pitsa enareo, satria, iaho mizaka aminareo, maro gne ta-hiditry, fa tsy afaky gne hiditry. |