1 line
423 B
Plaintext
1 line
423 B
Plaintext
\v 54 Nizaka tam’gne vahôky koa i Jesosy hoe: «Laha mahita mika miforo akandrefa enareo, da hoy enareo se: «hisy rikandro ho avy», ary da misy izà. \v 55 Rehefa misy gne rivotry latatsimo, da hoy enareo se: «hisy hafana be ho avy», ary misy izà. \v 56 Enareo mpetsara velatsihy, hainareo gne mandika gne toetoetrine tany sy gne lagnitry, fa akoignaia gne tsy ahafantaranareo mamantatry gn’andro amzao fotoa zao? |