1 line
437 B
Plaintext
1 line
437 B
Plaintext
\v 1 Ary tafaran’io raha io, da nifidy fitopolo lah (Fagnamaria: maro tame fandika taloha tsara indrindra gne mivadiky hoe: «Fittopolo», kanefa gne sasany da mivadiky hoe: «roa ambi-fitopolo».) hafa gne Tompo, ary nandefa andreo tsiroiroy taloan’Izy nandeha tame toera izy handihanany. \v 2 Hoy Izy tamindreo se: «Be gne vokatry, fa vitsy gne mpiasa. Noho iza, hangatay gne tompone vokatry mba handefa mpiasa hoegny ame vokatry. |