tkg_luk_text_reg/24/45.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 45 Ary nosokafany gne saindreo, mba hazondreo gne Soratra Masigny. \v 46 Nizaka andreo Izy hoe: "izao gne vosoratry, fa i Kristy da hijaly, ary hitsanga amigne maty indray amign'andro fahatelo. \v 47 Fibebaha sy famelan-keloky gne tokony hambara amign'agnarany agny amigne firenena aby, manomboky ao Jerosalema.