tkg_luk_text_reg/24/44.txt

1 line
192 B
Plaintext

\v 44 Izy nizaka tamindreo hoe: "tam'Iaho niaraky taminareo, da nizaka taminareo fa gne raha vosoratry tao amigne laàn'i Mosesy sy ireo mpaminany ary ireo Salamo da tsy maintsy ho tanteraky."